Fizahan-teny

Ohabolana : fotoana

Ohabolana Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [Rinara 1974 #1199]
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [Rinara 1974 #3014]

Ohabolana Raha lava ny tanety misy fisainana, ny fotoana maharitra mahabe hevitra. [Rinara 1974 #3596]

Ohabolana Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [Veyrières 1913 #2916]
Dikanteny frantsay Lorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [Veyrières 1913 #2916]

Fizahan-teny