Fizahan-teny

Ohabolana : fotoana

Ohabolana 1Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #1199]
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #3014]

Ohabolana 2Raha lava ny tanety misy fisainana, ny fotoana maharitra mahabe hevitra. [2.558 #3596]

Ohabolana 3Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [2.415 #2916]
Dikanteny frantsayLorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [2.415 #2916]

Fizahan-teny