Fizahan-teny

Ohabolana : fotorana

Ohabolana Ladim-boatavo ny olombelona: raha fotorana, iray ihany. [Rajemisa 1985]
Ny olombelona hoatry ny ladim-boatavo : raha fotorana, iray ihany. [Veyrières 1913 #5211]
Ny olombelona ohatra ny ladim-boatavo, ka raha fotorana, iray ihany. [Houlder 1895]
Ny olombelona ohatra ny ladim-boatavo: raha fotorana, iray ihany. [Cousins 1871, Nicol 1935]
Ny olombelona toy ny ladim-boatavo, ka raha fotorana iray ihany. [Rinara 1974 #3178]
Dikanteny frantsay Les hommes sont comme les ramifications de la tige des courges, au fond il n' y a qu' une seul tige. [Houlder 1895 #11]
Les hommes sont comme les tiges de citrouille : quand on cherche la racine, il n' y en a qu' une. [Veyrières 1913 #5211]
L’humanité ressemble aux tiges des citrouilles : si l’on creuse le sol, la souche est unique. [Nicol 1935 #414]

Fizahan-teny