Fizahan-teny

Ohabolana : fotsifotsy

Ohabolana Didimaso homan-jabora, ka samy fotsifotay be ihany. [Cousins 1871]
Didimaso homan-jabora ka samy fotsifotsy ihany. [Rinara 1974 #988]

Ohabolana Fotsifotsy fanahy toa takatra ka ny tain-kary avy no anaovan-trano. [Rinara 1974 #1200]
Fotsifotsy fanahy toa takatra, ka ny tain-kary avy no atao trano. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Inconvenant comme un "takatra" , lequel prend jusqu' à des crottes de chat sauvage pour faire son nid. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Le "takatra", sorte de cigogne, est un oiseau de mauvais augure qui construit un nid énorme avec toutes sortes de matériaux. [Houlder 1895]

Fizahan-teny