Fizahan-teny

Ohabolana : gadralava

Ohabolana Miara-dratsy karaha gadralava. [Samson 1965 #M108]
Mikamban-dratsy karaha gadralava. [Houlder 1895]
Mikamban-dratsy, toa gadralava. [Houlder 1895 #279, Veyrières 1913 #4353]
Fanazavana malagasy Mikamban-dratsy toy ny gadralava. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Être unis dans le mal, comme des condamnés enchaînés. [Houlder 1895]
Unis dans le mal, comme les condamnés aux fers enchaînés ensemble. [Veyrières 1913 #4353]

Fizahan-teny