Fizahan-teny

Ohabolana : gadralava

Ohabolana 1Miara-dratsy karaha gadralava. [1.147 #M108]
Mikamban-dratsy karaha gadralava. [2.165]
Mikamban-dratsy, toa gadralava. [2.165 #279, 2.415 #4353]
Fanazavana malagasyMikamban-dratsy toy ny gadralava. [2.165]
Dikanteny frantsayÊtre unis dans le mal, comme des condamnés enchaînés. [2.165]
Unis dans le mal, comme les condamnés aux fers enchaînés ensemble. [2.415 #4353]

Fizahan-teny