Fizahan-teny

Ohabolana : gejana

Ohabolana Ny fitondrana ny olona tahaka ny fotaka : fihinina mafy miporitsaka, fa kenakenaina no ahatanana azy. [Rinara 1974 #3010]
Ny fitondrana ny olona toy ny fotaka : raha gejana mafy loatra, dia miporiatra, fa kenakenaina no hahatanana azy. [Veyrières 1913 #6522, Cousins 1871 #2238]
Ny fitondrana ny olona toy ny fotaka : raha giazana mafy loatra dia miporiatra ; tsia, fa kenakenaina no hahatanana azy. [Nicol 1935 #271]
Dikanteny frantsay Gouverner les hommes c' est comme si on portait de la vase : trop serrée la vase s' échappe ; pour la retenir il faut la porter avec soin dans les mains. [Veyrières 1913 #6522]
Le gouvernement des hommes est comme la boue : à vouloir presser trop fort, on aboutit à des éclaboussures ; non, il faut porter cela avec précaution. [Nicol 1935 #271]

Fizahan-teny