Fizahan-teny

Ohabolana : hadana

Ohabolana 1Aiza ny tany hadina no dia ho mby ao an-karona avokoa ? [2.653 #29, 2.974 #42]
Aiza no tany hadana no ho tonga ao an-karona daholo. [2.558]
Dikanteny frantsayImpossible de mettre dans la corbeille toute la terre que la bêche a fouillée. [2.974 #42]

Fizahan-teny