Fizahan-teny

Ohabolana : hala-mahatratra

Ohabolana Tezera-manatona, hoatry ny vady aman-janaka ; hala-mahatratra, hoatry ny ray aman-dreny. [Veyrières 1913 #5629]
Tezera-manatona ohatra ny vady aman-janaka, hala-mahatratra ohatra ny ray aman-dreny. [Cousins 1871, Rinara 1974]
Dikanteny frantsay S' approcher, bien qu' on soit grondé, comme l' épouse et les enfants ; assister et secourir, bien qu' on soit détesté, comme le père et la mère qui n' abandonnent pas leurs enfants ingrats. [Veyrières 1913 #5629]

Fizahan-teny