Fizahan-teny

Ohabolana : hatezerana

Ohabolana 1Ny fitiavana : sakaizan' ny rariny fa ny hatezerana fati-dran' ny heloka. [2.558 #3008]

Ohabolana 2Ny hatezerana misy famavany, ny hafaliana misy elanelany. [2.415 #5298, 2.653 #2254]
Dikanteny frantsayLa colère a des noeuds et la joie a des intervalles. [2.415]
Fanazavana frantsayIl y a des intermittences. [2.415]

Ohabolana 3Ny kely tsy lany hadalana, ny lehibe tsy lany hatezerana. [2.558 #3040]

Ohabolana 4Ny tendrom-po tsy mba namana ary ny hatezerana sakaiza mpamitaka. [2.558 #3275]

Ohabolana 5Reniakoho lasan-tsintsina, ka hagagana no hita. [2.415 #5776]
Reniakoho nopaohin-tsintsina: ny hatezerana tsy misy, fa fahagagana no sisa. [2.415 #5777, 2.653 #2782]
Reniakoho nopaohin-tsintsina : ny hatezerana tsy misy fa ny hagagana no sisa. [2.558 #3745]
Reniakoho nopaohin-tsintsina: ny hatezerana tsy nisy, fa fahagagana no hita. [2.165 #976]
Dikanteny frantsayPoule mère prise par un petit oiseau tsintsina : elle en est dans l' ébahissement. [2.415 #5776]
Poule mère sur laquelle a fondu un petit oiseau tsintsina : elle ne se met pas en colère, mais elle est étonnée. [2.415 #5777]
Une poule à laquelle un passereau a raflé quelque chose: elle n' est pas fâchée mais seulement étonnée. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait de l'audace des trop petits. [2.415 #5777]

Ohabolana 6Sakondry taitry ny antsiantsy, ka ny mipetraka no hatezerany. [2.558 #3822]
Sakondry taitry ny antsiantsy: mipetraka no hatezerana. [2.653 #2841]

Fizahan-teny