Fizahan-teny

Ohabolana : hatsaraina

Ohabolana 1Mahia nohatsaraina toa hisatra. [2.558 #1878]
Tsara mahia toa hisatra. [2.558 #4402]
Tsara mahia, toy ny hisatra. [2.415 #1593, 2.653 #3282]
Dikanteny frantsayBeau dans la maigreur comme les joncs. [2.415 #1593]

Ohabolana 2Ny tsara no haratsina, ny halavolo ; ny ratsy no hatsaraina, voasisika. [2.415 #4886, 2.653 #2515]
Dikanteny frantsaySi on dénigre un homme de bien, c' est par aversion ; si on dit du bien d' un méchant, c' est qu' on a été séduit par ses cadeaux. [2.415 #4886]

Fizahan-teny