Fizahan-teny

Ohabolana : haza

Ohabolana Fasana tsy mamerina haza. [Rinara 1974 #1129]

Ohabolana Haza sokina. [Veyrières 1913 #6224]
Dikanteny frantsay C est comme la chasse aux hérissons : on cherche partout avec soin. [Veyrières 1913 #6224]
Fanazavana frantsay Examiner soigneusement. [Veyrières 1913 #6224]

Ohabolana Haza sokin-dRainilesoka ka ny efa azo ihany no mody alefalefa. [Rinara 1974 #1292]

Ohabolana Raha tsy misy ny haza, misaona ny nongo. [Veyrières 1913 #3970]
Dikanteny frantsay Si l' on ne prend rien à la chasse, la marmite est en deuil. [Veyrières 1913 #3970]
Fanazavana frantsay Il faut travailler pour vivre. [Veyrières 1913 #3970]

Fizahan-teny