Fizahan-teny

Ohabolana : herana

Ohabolana 1Mahia maozatra ohatra ny herana. [2.558]
Makia-maozatra toa harena. [2.558 #1908]
Makia-maozatra toy ny herana. [2.415 #1645, 2.653 #1443, 2.165]
Dikanteny frantsayCassant et en même temps tenace, comme le "herana" . [2.165]
Sec mais solide comme le herana ou jonc à larges feuilles. [2.415 #1645]
Fanazavana frantsayCe proverbe se disait des gens maigres mais musculeux ; il se disait aussi des petits qui s' opiniâtrent dans un procès contre les grands. [2.415 #1645]
Le "herana" est un jonc à larges feuilles dont on couvre les toits. [2.165]

Ohabolana 2Ny herana aman-jozoro dia maniry amin' ny tany, ary ny volamena sy ny volafotsy dia tsy latsaka avy any an-danitra. [2.415 #6241]
Dikanteny frantsayLes joncs poussent de la terre, l' or et l' argent ne tombent pas du ciel. [2.415 #6241]
Fanazavana frantsayParoles de Radama I sur le travail. [2.415 #6241]

Ohabolana 3Ny rindra hirindrana, ary ny herana hierana. [2.415 #3293]
Dikanteny frantsayApportez des joncs pour être disposés et tressés, apportez des herana pour qu' on se consulte et se mette d'accord. [2.415 #3293]
Fanazavana frantsaySe disait quand il s' élevait une difficulté, afin d'exhorter à l'entente ; proverbe fait d' assonance : rindra et hirindrana, herana et hierana. [2.415 #3293]

Ohabolana 4Raha torahana ny kisoa, mahina ny lambo, raha kapaina ny vondrona mihetsika ny herana. [2.558 #3664]
Raha torahana ny kisoa, mahina ny lambo ; raha kapaina ny vondrona, mihetsiketsika ny herana. [2.653 #2718]

Ohabolana 5Zozoro anie aho, ka tsy mba mitomany handidy toa herana na hiefitra anaty toa harefo. [2.558 #5108]

Fizahan-teny