Fizahan-teny

Ohabolana : herim-po

Ohabolana 1Alahelon-dehilahy : mampitombo herim-po; alahelom-behivavy : mampitombo ranomaso. [2.558]

Ohabolana 2Miasa jamba rafozana : berim-po very foana. [2.653 #1733]
Miasa jamba rafozana; herim-po very foana. [2.165 #1841]
Miasa jamba rafozana, ka herim-po very foana. [2.415 #1450]
Miasa jamba rafozana ka herim-po very maina (tsy mahazo sitraka). [2.558 #2269]
Miasa tsy hitan-drafozana, ka herim-po very foana. [2.415 #1451]
Dikanteny frantsayC' est pour un gendre se dépenser en pure perte que de travailler en présence d'un beau-père ou d' une belle-mère aveugle. [2.415 #1450]
Labourer pour des beaux-parents aveugles, c' est de la peine perdue. [2.165]
Travailler sans être vu de son beau-père ou de sa belle-mère, c' est pour un gendre dépenser sa vaillance en pure perte. [2.415 #1451]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui se dépensaient inutilement. [2.415 #1450]
S' emploie fréquemment en parlant d' un travail, d' un effort, qui restent sans récompense. [2.165]

Ohabolana 3Ny matavy no tsy arahin-dromoromo, ary ny mahia no tsy arahin-datsa, dia samy herim-po no nenti-nitady. [2.558]

Fizahan-teny