Fizahan-teny

Ohabolana : hira

Ohabolana Hira va iny ka ilana pitsony? [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza zavatra tsy ilana angesongesony, na fitandremana, fa tsorina amin' izao. [Rajemisa 1985]

Ohabolana Miolakolaka ny mpiventy hira, ka sarotra arahina. [Houlder 1895 #1325, Veyrières 1913 #5560]
Miolakolaka ny mpiventy ka sarotra arahina. [Rinara 1974 #2355]
Dikanteny frantsay Celui qui conduit le chant fait beaucoup de fioritures (litt. de détours) et alors on le suit difficilement. [Houlder 1895]
Le chef du chant fait beaucoup de fioritures, et il est difficile de le suivre. [Veyrières 1913 #5560]

Fizahan-teny