Fizahan-teny

Ohabolana : holamena

Ohabolana 1Aza mihenahena mila holatra, sao sendra ny hola-baventy. [2.558 #782]
Aza minehaneha mila holatra, fandrao sendra ny hola-mahatsikaiky. [2.653 #629]
Mihenahena mila holatra, ka sendra ny hola-mena. [2.558 #2320]

Fizahan-teny