Fizahan-teny

Ohabolana : hotsaka

Ohabolana Raha tany misy hotsaka, dia misy sahona; ary raha tany misy loha, dia misy lela; ary raha tany misy lela, dia misy havitra. [Houlder 1895]
Raha tany misy hotsaka, dia misy sahona ; ary raha tany misy loha, dia misy lela ; ary raha tany misy lela, dia misy hevitra. [Veyrières 1913 #307]
Raha tany misy hotsaka, dia misy sahona; ary raha tany misy loha, dia misy lela; ary raha tany misy olona, dia misy havitra. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Si dans un pays il y a des mares, il y a des grenouilles ; s' il y a des têtes, il y a des langues ; et s' il y a des langues, il y a des pensées. [Veyrières 1913 #307]
Si un pays contient des mares, il y a des grenouilles; et si un pays contient des têtes, il y a des langues; et si un pays contient des langues (ou: des gens), il s' y trouve des idées. [Houlder 1895]

Fizahan-teny