Fizahan-teny

Ohabolana : ianjerana

Ohabolana 1Oram-pahavaratra (oram-pararano) ka tsy mifidy ianjerana. [2.558 #3466]

Ohabolana 2Solafaka amin' akondro, miarina amam-bahona : ny nianjerana mamy, fa ny niarenana mangidy. [2.558]

Ohabolana 3Tsy maty raha tsy ianjeran' ny tanantsotro. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona faran' izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. [1.1]

Ohabolana 4Tsy mifidy tany hianjerana toa oram-pararano. [2.558 #4698]
Tsy mifidy tany hianjerana, toy ny oram-pararano. [2.165 #870, 2.415 #3154]
Dikanteny frantsayQui ne choisit pas l' endroit où il tombe, comme les pluies d' automne. [2.415 #3154, 2.165]
Fanazavana frantsayÊtre prêt à tout. il. [2.415 #3154]
Se dit d' une personne qui ne craint pas d' entreprendre tout ce qui se présente. [2.165]

Ohabolana 5Voalavo mihazakazaka an-kentona: tsimbino ny aina, fa lavitra hianjerana. [2.415 #6262, 2.653 #3693]
Dikanteny frantsayRat courant à un endroit très élevé, veille sur ta vie, car l' endroit où tu tomberas est bien loin. [2.415 #6262]
Fanazavana frantsaySoyez vigilant et prévoyant. [2.415 #6262]

Fizahan-teny