Fizahan-teny

Ohabolana : ierenana

Ohabolana 1Terak’ondry ririnina : izay ho donga tsy ierenana, fa zara raha misy tongotra efatra. [2.415 #3143, 2.653]
Dikanteny frantsayBrebis qui met bas en hiver : on ne demande pas que le petit soit dodu, c' est déjà bien qu' il ait quatre pattes. [2.415 #3143]

Fizahan-teny