Fizahan-teny

Ohabolana : ifoterana

Ohabolana Mamono biby tsy mahafate ka ifoterañi ty tsikohiñe. [Poirot & Santio: Vezo]
Mamono biby tsy mahafate ka ifotorañe ty ramboñe. [Poirot & Santio: Vezo]
Mamono biby tsy mahafaty ka ifoteran' ny rambony. [Rinara 1974 #1953]
Namono biby tsy nahafaty ka nifoteran' ny rambony. [Rinara 1974 #176]
Dikanteny frantsay Frapper une bête qui ne meurt pas, la queue se retourne. [Poirot & Santio: Vezo]
Tuer une bête qui ne meurt pas sur le coup, la queue se retourne. [Poirot & Santio: Vezo]

Ohabolana Mamono biby tsy mahafaty, ka ifoteran' ny namany. [Houlder 1895 #893]
Dikanteny frantsay Si vous frappez une bête sans la tuer, les autres se jetteront sur vous. [Houlder 1895 #893]

Fizahan-teny