Fizahan-teny

Ohabolana : Ikotomadio

Ohabolana Fanafodin’ Ikotomadio: asiana ody vao mainka loza; enti-miantafika vao maimaina. [Cousins 1871 #895, Rinara 1974]

Fizahan-teny