Fizahan-teny

Ohabolana : Imamonjy

Ohabolana Ny Sakalava no miady azon' ny anjaingin' Imamonjy. [Veyrières 1913 #445, Houlder 1895]
Ny sakalava no miady dia anjaingin' Imamonjy. [Rinara 1974 #3236]
Dikanteny frantsay Si les Sakalava se battent, cela vient d' Imamonjy. [Houlder 1895]
Si les Sakalava se battent, c' est à cause d' Imamonjy. [Veyrières 1913 #445]
Fanazavana frantsay Cet Imamonjy était célèbre. [Veyrières 1913 #445]

Fizahan-teny