Fizahan-teny

Ohabolana : iombonana

Ohabolana Andevolahy manao jirik' olona : tsy misoroka ny razana iombonana. [Veyrières 1913 #518, Cousins 1885 #186]
Ankizilahy nijirik' olona : tsy misoroka ny razana iombonana. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Esclave qui fait le commerce d' esclaves : il n' a pas égard à ce qu' ils ont avec lui des ancêtres communs. [Veyrières 1913 #518]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui étaient sans pitié pour leurs parents. [Veyrières 1913 #518]

Ohabolana Ariary zato iombonana, ka ny kisoa iray no iadiana. [Veyrières 1913 #3191]
Ny ariary zato iombonany fa ny kisoa iray iadiany. [Rinara 1974 #2906]
Ny ariary zato iombonany, ka ny kisoa iray iadiany. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Avoir cent piastres en commun, et se battre pour un cochon (qui ne valait peut-être guère plus d' une piastre). [Houlder 1895 #303]
S'accorder dans le partage de cinq cents francs et se brouiller pour un porc. [Veyrières 1913 #3191]

Ohabolana Kely lamba an-kadilanana ka iombonana amin' ny rivotra. [Rinara 1974 #1614]

Ohabolana Ny ari-zato iombonany, ny kisoa iray no iadiany. [Cousins 1885 #2182]

Ohabolana Ny fahafatesana no hetra iombonana amin' ny Andriana. [Rinara 1974 #2941]

Ohabolana Tanety no iombonana fa ny elatra samy manana ny azy, hoy ny adrisa. [Rinara 1974 #4042]

Fizahan-teny