Fizahan-teny

Ohabolana : iraimbilanja

Ohabolana 1Ondrilahin' Ambohimangidy: hondrihondriny iraimbilanja; lava tandroka vao lasiventy. [2.165]
Ondrilahin' Ambohimangidy : hondrihondriny iraimbilanja, nony lava tandroka lasiventy. [2.558 #3449]
Ondrilahin' Ambohimangidy : lava tandroka vao latsa-bidy. [2.558]
Ondrilahin' Ambohimangidy : tonga soa vao latsa-bidy. [2.165, 2.558]
Dikanteny frantsayUn bélier d' Ambohimangidy: c' est quand il est gras que son prix baisse. [2.165]
Un bélier d' Ambohimangidy: petit, il vaut un franc; quand il a des cornes, il ne vaut plus que quatre-vingt-dix centimes. [2.165]

Ohabolana 2Varo-bomanga-dRenitsiambizo : mafana tsy lafo venty, ka masiso vao iraimbilanja. [2.558]
Varo-bomangan-Renitsiambizo : mafana, tsy lafo venty ; ka masiso, vao lafo iraimbilanja. [2.653]

Fizahan-teny