Fizahan-teny

Ohabolana : isafelehana

Ohabolana 1Ny torovok' amboa maro mpahalala, fa ny hisafelehan' ny rambony no tsy misy mahafantatra. [1.1]
Torovok' amboa maro mahalala, fa ny fisafeliky ny rambony no tsy fantatra. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa ny tenin' ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra. [1.1]
Ilazana fa misy toetran' olona na toe-javatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra. [1.1]

Ohabolana 2Trangain' ny mamy, ka isafelehan' ny mangidy. [2.558]
Trangain’ ny mamy, ka safelehin’ ny mangidy. [2.653 #3265]

Fizahan-teny