Fizahan-teny

Ohabolana : isahiranana

Ohabolana Dihizina am-boalohany, hoatry ny fanambadian-dratsy, ka itomaniana am-parany. [Veyrières 1913 #5531]
Dihizina am-boalohany, ohatra ny fanambadian-dratsy, ka itomaniana am-parany. [Cousins 1871]
Dihizina am-boalohany toy ny fanambadian-dratsy, fa itomaniana am-parany. [Rinara 1974 #999]
Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, ary itomaniana no farany. [Veyrières 1913 #1215]
Ny fanambadiana andihizana am-boalohany fa isahiranana am-parany. [Rinara 1974 #192]
Dikanteny frantsay C' est comme dans les mariages malheureux : on commence par la danse et on finit par les larmes. [Veyrières 1913 #5531]
Le mariage commence par une danse de joie et finit dans les larmes. [Veyrières 1913 #1215]
Fanazavana frantsay Bien commencer et mal finir. [Veyrières 1913 #5531]
Sens général : heureux commencement, mauvaise fin. [Veyrières 1913 #1215]

Fizahan-teny