Fizahan-teny

Ohabolana : Isambiranto

Ohabolana 1Benalika no miongo-kerana ka Isambiranto no miempa-tanana. [2.558]
Benalika no niongo-kerana, ka Isamboranto no miempa-tanana. [2.165]
Benalika no niongo-kerana, koa Sambiranto no tapa-tanana. [2.415 #3838, 2.653 #756]
Dikanteny frantsayC' est Benalika qui a arraché les joncs et c' est Sambiranto qui a eu les mains coupées. [2.415 #3838]
Les gens de Benalika arrachent des joncs mais ce sont ceux d' Isamboranto qui ont mal aux mains. [2.165]
Fanazavana frantsayPayer pour un autre. [2.415 #3838]

Ohabolana 2Ongo-keran' Isambiranto : ny tsy miongotra no mamarim-body. [2.558 #3465]
Ongo-kerany Samboranto: ny tsy miongotra no mamari-body. [2.653 #2582]

Fizahan-teny