Fizahan-teny

Ohabolana : Itasy

Ohabolana Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [Veyrières 1913 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [Rinara 1974 #3674]
Dikanteny frantsay Tant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [Veyrières 1913 #4220]

Ohabolana Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [Cousins 1885 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [Veyrières 1913 #4035]
Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [Veyrières 1913 #4035]
Fanazavana frantsay Paroles d'excuses. [Veyrières 1913 #4035]

Fizahan-teny