Fizahan-teny

Ohabolana : itsitsiana

Ohabolana Ny andriana tsy mba itsitsiana ny aina. [Veyrières 1913 #379]
Dikanteny frantsay Il ne faut pas épargner sa vie au service du souverain. [Veyrières 1913 #379]

Fizahan-teny