Fizahan-teny

Ohabolana : ivaliana

Ohabolana 1Tany Imano re no nokekerin' alika fony fahavaratra, ka ambaraka ny efa aty Ilavatehezana avy ankehitriny no malonilony manenjika amboa mba hivaliana faty. [2.415 #6384]
Dikanteny frantsayIl a été mordu par un chien dans l'Imano pendant l' été, et à Ilavatehezana maintenant il poursuit les chiens pour se venger. [2.415 #6384]
Fanazavana frantsayIl n' oublie pas. [2.415 #6384]

Fizahan-teny