Fizahan-teny

Ohabolana : jokoina

Ohabolana Ombilahy ka jokoin' ny vositra; mpitery ka ambakain' ny saraka. [Houlder 1895 #2151]
Ombilahy ka no jokoin' ny vositra, mpitery ka no ambakain' ny saraka. [Rinara 1974 #3407]
Dikanteny frantsay Un taureau surpris par un bœuf (coupé); celui qui trait la (vache) trompé par le veau. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Un fort surpris ou trompé par un faible. [Houlder 1895]

Fizahan-teny