Fizahan-teny

Ohabolana : kabaro

Ohabolana Hadidisana tsy mahefa kabaro. [Samson 1965 #H5]

Ohabolana Kabaron’ a langato : vato ambony, vato ambany. [Samson 1965 #K5]

Ohabolana Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [Samson 1965 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]

Ohabolana : kabaro

Ohabolana Mavo vava ka valañe niketseha kabaro. [Poirot & Santio: Vezo]
Dikanteny frantsay Mauvaise bouche comme la marmite à qui on fait cuire des pois du Cap. [Poirot & Santio: Vezo]

Fizahan-teny