Fizahan-teny

Ohabolana : kakazo

Ohabolana Kakazo mandry tsy velezim-baratra. [Samson 1965 #K6]

Ohabolana Kakazo maro tanantanana tsy ilatsaha-mananika. [Samson 1965 #K10]

Ohabolana Kakazo mirona tsy lavon-drivotra. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Hazo mirona tsy lavon-drivotra. [Houlder 1895]

Ohabolana Kakazo nanihim posa : ny dian-tanany arahin’ ny tongony. [Samson 1965]

Ohabolana Kakazo nititezim-barika : tsy ary voatety aby. [Samson 1965 #K8]

Ohabolana Kakazo tokana tsy ala; tondro tokana tsy mahazo hao. [Samson 1965 #K9]

Fizahan-teny