Fizahan-teny

Ohabolana : kalo

Ohabolana Rafotsibe mampiady kalo, ka ny antitra antitra ihany. [Rinara 1974 #226, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny fahaizana ananan' ireo efa ela nanaovan-javatra miolotra indrindra amin' ireo vao zazavao. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny