Fizahan-teny

Ohabolana : kankana

Ohabolana Aza manao kitoza mampihetsika olitra. [Cousins 1871 #473, Rinara 1974]
Aza manao kitoza mampihetsika sakafo manaitra kankana. [Rinara 1974]

Ohabolana Mikorisarisa ohatra ny fandehan-kankana. [Rinara 1974]
Mikorisarisa toy ny fandehan-kankana. [Houlder 1895 #1254, Cousins 1871 #1782]
Dikanteny frantsay Marcher en glissant sur (ou frottant) la terre comme un ver. [Houlder 1895 #1254]

Fizahan-teny