Fizahan-teny

Ohabolana : kaodikaody

Ohabolana Kaodikaody ohatra ny amboam-bahiny: izay mandalo rehetra toa hikapoka daholo. [Cousins 1871]
Kaodikaody ohatra ny amboa vahiny, izay mandalo rehetra toa hikapoka daholo. [Rinara 1974]

Fizahan-teny