Fizahan-teny

Ohabolana : kapiteny

Ohabolana Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [Cousins 1871 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [Rinara 1974 #1598, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Ny olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny