Fizahan-teny

Ohabolana : karazana

Ohabolana Aza manao karazan' amboa : zato lahy tsy midina an-kosy, arivo vavy tsy mitam-body ketsa. [Veyrières 1913 #3900, Rinara 1974 #530, Cousins 1871 #472]
Dikanteny frantsay Ne vivez pas à la manière des chiens : cent mâles ne descendent pas dans la boue pour écraser les mottes de terre ; mille femelles ne touchent pas les racines des plants de riz. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Ne soyez pas paresseux. [Veyrières 1913 #3900]

Ohabolana Karazan' ontsy (akondro ranjalia) aho, ka madini-boa fa maro mpitia. [Rinara 1974 #1599]

Ohabolana Zafimintina mangery an-tahoboka ; ny tokana nandratra karazana. [Samson 1965 #Z5]

Fizahan-teny