Fizahan-teny

Ohabolana : karetsahina

Ohabolana Voli-voanjon--dRakaretsaka : ny any ny tena tsy vita, ka ny an’ olona no karetsahina sosohana. [Cousins 1871 #3725]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no ikaretsahana. [Veyrières 1913 #3882]
Voly voanjon--dRakaretsaka: ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina. [Houlder 1895]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina sosohana. [Veyrières 1913 #3882]
Voli-voanjon--dRenikaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahana sosohana. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Rakaretsaka cultive des arachides : il ne travaille pas pour lui-même et il est diligent à travailler pour les autres. [Veyrières 1913 #3882]
Rakaretsaka (l' empressée) plantant des arachides: les siennes ne sont pas plantées et elle s' empresse pour planter celle des autres. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui négligent leurs affaires pour s' occuper de celles des autres. [Veyrières 1913 #3882]

Fizahan-teny