Fizahan-teny

Ohabolana : kasaina

Ohabolana Ny faniriam-potsiny ihany tsy mahatanteraka ny zavatra nokasaina. [Houlder 1895 #661]
Dikanteny frantsay Les désirs seuls n' accomplissent pas les choses que l' on avait l' intention de faire. [Houlder 1895]

Ohabolana Ny tampoka mahavery ny kasaina. [Houlder 1895 #953, Veyrières 1913 #5771]
Dikanteny frantsay La surprise empêche de faire ce qu' on avait l' intention de faire. [Veyrières 1913 #5771]
Quand on est surpris, on ne fait pas toujours ce qu' on avait l' intention de faire. [Houlder 1895]

Ohabolana Tari-drano ririnina : miala amin' izay nitaritana azy, fa tsy tonga amin' izay nokasaina. [Rinara 1974 #4109]

Fizahan-teny