Fizahan-teny

Ohabolana : keka

Ohabolana Boka mangala-kitoza : finaritra am--pihinanana, fa ny manala kaka no ady mafana. [Veyrières 1913]
Boka mangala-kitoza : finaritra am--pihinanana, fa ny manala kaka no adiny. [Veyrières 1913 #1956]
Boka mihinan-kitoza: ny fihinana no lavorary, fa ny manala keka no ady mafana. [Houlder 1895 #2018]
Boka nangala-kitoza : ny fihinanana dia lavorary fa ny manala kaka no ady mafana. [Rinara 1974 #934]
Boka nihinan-kitoza: ny manala kaka no adiny. [Cousins 1871 #812]
Dikanteny frantsay Lépreux qui vole des lanières de viande boucanée : il est content de manger, mais après avoir mangé c' est en vain qu' il bataille pour enlever les parcelles qui sont rentrées entre ses dents. [Veyrières 1913 #1956]
Un lépreux mangeant de la viande boucanée: pour manger, ça va bien; mais c' est pour se curer les dents ensuite qu' il est embarrassé. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Le tout n' est pas d' avoir le plaisir, il faut voir la suite. [Veyrières 1913 #1956]

Fizahan-teny