Fizahan-teny

Ohabolana : kendaina

Ohabolana Fehitendan’ ny mpihaingo, ka izy tompony ihany no kendainy. [Nicol 1935 #261, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Cravate d’un élégant : elle attache son propre maître. [Nicol 1935 #261]

Fizahan-teny