Fizahan-teny

Ohabolana : kibotaina

Ohabolana Parasin' Ambohimanoa: ny vavy be loha, ary ny lahy no kibotaina, ka samy mahalala ny anjarany. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Les puces d' Ambohimanoa: les femelles ont une grosse tête et les mâles un gros ventre, de sorte quelles connaissent leurs défauts respectifs. [Houlder 1895]

Fizahan-teny