Fizahan-teny

Ohabolana : kilemaina

Ohabolana Kilemaina be torimaso : manadino ny loza manjo ny tena. [Rinara 1974 #1652]
Kilemaina be torimaso : manadino ny loza manjo tena. [Veyrières 1913 #2603, Cousins 1871 #1270]
Dikanteny frantsay Personne atteinte de difformité : si elle dort beaucoup, elle oublie le malheur qui la frappe. [Veyrières 1913 #2603]

Fizahan-teny