Fizahan-teny

Ohabolana : kintana

Ohabolana Aza ny sarababen’ ny kintana no jerena, fa ny telonohorefy. [Nicol 1935 #102]
Aza ny sarambaben’ ny kintana no jerena, fa ny Telonohorefy. [Cousins 1871 #698]
Tsy ny sarambaben' ny kintana, fa ny telonohorefy. [Veyrières 1913 #5150]
Dikanteny frantsay Ce n' est point la multitude des étoiles, mais les trois étoiles du baudrier d' Orion. [Veyrières 1913 #5150]
Ne vous arrêtez pas au commun des étoiles, mais considérez les trois lumières du baudrier d’Orion. [Nicol 1935 #102]
Fanazavana frantsay Se disait de quelqu' un de cher. [Veyrières 1913 #5150]

Ohabolana Kintana tsy mandresy volana fa mifanotrona. [Rinara 1974 #1654]

Fizahan-teny