Fizahan-teny

Ohabolana : kitsangana

Ohabolana Kitsangana sy avoko ka tanety no iraisana. [Rinara 1974 #1657]
Kitsangana sy avoko: tanety no iraisana. [Cousins 1871 #1274, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Misy olona samy hafa be na ny toetrany na ny fihetsiny nefa mazàna hita miara-mitoetra eny. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny