Fizahan-teny

Ohabolana : kobaka

Ohabolana Aza manao kobaka am-bava sy volana hatenda, hatreo no ho miakatra ihany. [Houlder 1895 #538]
Kobaka am-bava sy volana an-tenda : ka hatretsy no miakatra ihany. [Rinara 1974 #112]
Kobaka am-bava sy volana hatenda. [Rajemisa 1985]
Kobaka am-bava, volana an-tenda: hatreo no ho miakatra. [Cousins 1871 #1279]
Kobaka am-bava, volana hatenda : hatretsy no ho miakatra ihany. [Veyrières 1913 #4920]
Dikanteny frantsay Agitation de paroles, paroles jusqu' au gosier : ça ne monte que jusque-là. [Veyrières 1913 #4920]
N' usez pas de paroles flatteuses et de belles promesses qui n' engagent à rien. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay En disant ce proverbe on faisait le geste indiquant la hauteur du gosier ; se disait des flatteries et bonnes paroles sans exécution. [Veyrières 1913 #4920]

Ohabolana Mandany zara ny sasany ka manao kobaka am-bava. [Rinara 1974 #2053]

Fizahan-teny