Fizahan-teny

Ohabolana : kobanina

Ohabolana Hoy ny akoho mikotrika: Nokobaniny tany am--poto--tsofiny lahy ny atodiko; nefa ny mikiakiaka mbola ho zaza, ary ny mikobana efa lamokany. [Houlder 1895 #2304]

Fizahan-teny