Fizahan-teny

Ohabolana : kosehina

Ohabolana Manasa lamba manify: atao mafy, rovitra; atao malemy, tsy afa-tseroka. [Houlder 1895 #993, Cousins 1871]
Manasa lamba manify : kosehina mafy, rovitra, atao malemy tsy afa-tseroka. [Rinara 1974 #2042]
Dikanteny frantsay Le lavage d' une toile mince: si on frotte fort, on l' use; si on frotte doucement, on ne la nettoie pas. [Houlder 1895 #993]

Fizahan-teny