Fizahan-teny

Ohabolana : kotrika

Ohabolana Kotrika akohon' Imasolahy : telo mbamin' ny reniny. [Rinara 1974]
Kotrik’ akohony Masolahy: telo mbamy ny reniny. [Cousins 1871 #1285]
Kotrik' akohon' i Masolahy : telo mbamin' ny reniny. [Veyrières 1913 #2080]
Dikanteny frantsay Faire couver la poule à la façon de Masolahy : ils sont trois en comptant la mère poule. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Plaisanterie sur les simples. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny